๐ƒรฉ๐ฅรฉ๐ ๐š๐ญ๐ข๐จ๐ง ๐‘รฉ๐ ๐ข๐จ๐ง๐š๐ฅ๐ž ๐๐ฎ ๐‚๐จ๐ง๐ญ๐ซรด๐ฅ๐ž ๐…๐ข๐ง๐š๐ง๐œ๐ข๐ž๐ซ ๐Œ๐„๐๐€๐๐„ ๐Ÿ‘ฅ ___



๐Ÿ“ Fanentanana ireo mpisehatra amin'ny fitantanam-bolam-panjakana mahakasika ny โ€˜exรฉcution budgรฉtaireโ€™;

๐Ÿ“ Fifanakalozan-kevitra sy famahana ireo olana samihafa izay nozarain'ireo mpisehatra amin'ny fitantanam-bolam-panjakana, ary fandraisana vahaolana iombonana manoloana izany.

๐Ÿ‘‰ Ireo teboka roa (2) lehibe ireo no niompanan'ny fandraisana anjaran'ny delegem-paritry ny Contrรดle Financier Ramatoa Nivo Lalaina RAKOTONDRAZAKA, nandritra ny fivorian'ny ๐•๐จ๐ง๐๐ซ๐จ๐ง๐š ๐ˆ๐ซ๐š๐ข๐ฌ๐š๐ฆ-๐ฉ๐š๐ซ๐ข๐ญ๐ซ๐š ๐ฆ๐จ๐ฆ๐›๐š ๐ง๐ฒ ๐…๐ข๐ญ๐š๐ง๐ญ๐š๐ง๐š๐ฆ-๐ฉ๐š๐ง๐ฃ๐š๐ค๐š๐ง๐š | ๐‚๐ฅ๐ฎ๐› ๐‘รฉ๐ ๐ข๐จ๐ง๐š๐ฅ ๐๐ž ๐ฅ๐š ๐†๐ž๐ฌ๐ญ๐ข๐จ๐ง ๐๐ฎ๐›๐ฅ๐ข๐ช๐ฎ๐ž (๐‚๐‘๐†๐) faritra MENABE, izay notontosaina ny talata 18 jona 2024 teo ho an'ny telovolana faharoa 2024.