𝐏𝐨π₯𝐒𝐭𝐒𝐀𝐚 π€π§πšπ­π’π§π² 𝐈𝐚𝐝𝐒𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐦𝐒𝐧'𝐧𝐲 𝐊𝐨π₯𝐒𝐀𝐨π₯𝐲 𝐞𝐭𝐨 𝐚𝐧𝐒𝐯𝐨𝐧'𝐧𝐲 𝐌𝐒𝐧𝐒𝐬𝐒𝐭𝐞𝐫𝐚𝐧'𝐧𝐲 π“π¨πžπ€πšπ«πžπ§πš 𝐬𝐲 𝐧𝐲 π…π’π­πšπ§π­πšπ§πšπ¦-𝐛𝐨π₯𝐚/𝐂𝐨𝐧𝐭𝐫ôπ₯𝐞 π…π’π§πšπ§πœπ’πžπ« __ DRCF HAUTE MATSIATRA



πŸ‘₯ Tontosa ny alarobia 4 septambra 2024, tao amin'ny trano fivorian'ny Β« Maison des Finances Β» ao Beravina Fianarantsoa ny atrikasa ho fanamafisana ny fiaraha-miasa amin'ny ady amin'ny kolikoly izay niarahan'ny Birao Mahaleotena Iadiana amin’ny Kolikoly (BIANCO) ao Fianarantsoa sy ny avy eo anivon'ny Delegasionim-paritry ny ContrΓ΄le Financier #DRCF_HAUTEMATSIATRA.

πŸ‘‰ Nifanentana moa ny roa tonta ny hifampizara vaovao raha misy trangana kolikoly araka ny tandrify azy avy, mba ho fampiharana ny fifanaraham-piaraha-miasa misy eo amin'ny BIANCO sy ny CONTRΓ”LE FINANCIER izay tsiahivina fa nosoniavina ny volana oktobra 2023.