Guides Pratiques aux usagers
Réformes
Nouveau
Liens utiles
Liens internes
Projet ARCEB
Statistique visiteurs
Nb Visiteurs | |
---|---|
Total | 507468 |
Date de mise en ligne 20 Fev. 2019
Fampidirana
Mety efa nanana raharaha nokarakaraina teto anivon'ny Ministeran'ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola ianao. Tianay ny handrefy sy hanombana ny fahafaham-pon'ireo manan-draharaha eto amin'ny Minisitera, ahafahanay mitondra fanatsarana amin'ny asa atolotray. Ny Fanadihadiana dia tsy ampiasà na anarana*. Maharitra dimy minitra eo ho eo izany.
Isaoranay mialoha ny fandraisanao anjara.
*Ny angom-baovao dia tsy itononana anarana fa natao ankapobeny ahafahana manao antontan'isa sy fandalinana.
Introduction au questionnaire
Vous avez certainement eu recours aux services du Ministère de l'Economie et des Finances. Nous souhaitons évaluer la satisfaction de nos usagers dans le but d'améliorer notre service. Pour participer, nous vous prions de remplir le questionnaire ci-après. L'enquête est anonyme*. Elle dure environ 05 minutes.
Nous vous remercions par avance pour votre implication.
*Les informations recueillies sont traitées de manière anonyme et globale, uniquement dans un but statistique et d'étude.