Guides Pratiques aux usagers
Réformes
Nouveau
Liens utiles
Liens internes
Projet ARCEB
Statistique visiteurs
Nb Visiteurs | |
---|---|
Total | 517696 |
Date de mise en ligne 20 Fev. 2019
Déploiement régional d’AUGURE 2 : le coup d’envoi dans la région Itasy Depuis le lancement officiel de l’Application Unique pour la Gestion Uniforme des Ressources humaines de l’Etat (AUGURE) 2, le 10 décembre 2020, cette dernière commence à être utilisée au niveau des départements ministériels pour le traitement des actes administratifs et financiers du personnel de l’Etat. Dorénavant, l’application sera déployée dans les démembrements étatiques régionaux à travers la formation des utilisateurs et la déconcentration du centre d’assistance. En collaboration avec l’Union Européenne, par le biais du NFD (NyFanjakana ho an’nyDaholobe), les Ministères en charge des Finances et de la Fonction Publique ont organisé des missions dans les 22 régions. Les descentes se sont effectuées du 14 juin au 24 juillet 2021 etont débuté à Itasy, région pilote de ce déploiement régional. Suite à la série d’audits réalisée par la Cour des Comptes en octobre 2019 et en février 2020, dont le but était de mettre AUGURE 2 aux normes internationales des systèmes d’informations, des recommandations ont été émises comme la mise en place d’un Schéma Directeur Informatique (SDI). Ce dernier encadre les procédures du déploiement et de la normalisation de ce système. Pour y parvenir, les deux Ministères responsables ont bénéficié du soutien de l’Union Européenne, concrétisé par le recrutement d’un Consultant duNFD, lequel est expert en Système d’Information des Ressources Humaines (SIRH).Ce consultant a finalisé le SDI qui intègre les différents modules à développer dans AUGURE 2 afin qu’elle devienne le Système d’Information de Gestion des Ressources Humaines de l’Etat (SIGRHE) d’ici 2023. Outre la formation des responsables de la gestion des ressources humaines au niveau desServices Techniques Déconcentrés (STD), les missions en régions avaient également pour but de vulgariser la feuille de route du SDI d’AUGURE 2 auprès des entités régionales. A l’issue du déploiement dans les régions, l’application sera opérationnelle au niveau de tous les STD. Par ailleurs, chaque région disposera d’une équipe régionale de coordination, de formation et d’assistance sur la gestion administrative et financière observée dans AUGURE 2. Et grâce à la feuille de route du SDI, les responsables des STD auront les mêmes niveaux d’informations que les responsables centraux. A souligner que ce déploiement régional ne fait que confirmer la volonté des Ministères en charge des Finances et de la Fonction publique de faire d’AUGURE 2, une référence pour la promotion de l’e-gouvernance à travers la digitalisation de la gestion de l’Administration.
Fanapariahana ny AUGURE 2 eny anivon`ny Faritra: natomboka tao Itasy Mahatratra 1/3 n’ny tetibola (Budget general) ny vola atokana ho an’ny karama. Noho izany ilaina ny fandrindrana izany fitantanana izany mba tsy ho verivery foana ny volam-bahoak ary tsy maintsy hamafisina ny fanaraha-maso ny fandaniam-bolam-panjakana. Lalana iray hahafahana manatanteraka an’izany ny fametrahana ny AUGURE na Application Unique pour la Gestion Uniforme des Ressources Humaines de l’Etat. Fampiharan-drindrakajy iray manaraka ny fenitra informatika hahafahana manaramaso mivantana ny hetsika rehetra misy eo amin’ny fitantanana ny mpiasam-panjakana. Araka ny toromariky ny filankevitry ny minisitra ny 17 Avrily 2019 dia tsy maintsy mampiasa AUGURE avokoa ireo rehetra izay manakarama mpiasa amin’ny alalan’ny volam-panjakana : Minisitera, Andrim-panjakana, ny tafika sy ny zandarimaria, ireo orinasam-panjakana, ary ny vondrom-paritra itsinjaram-pahefana. Tafiditra ao anatin’izany indrindra ny fanapariahana ny AUGURE 2 eny anivon’ny faritra ka tao Itasy no nanombohana an’izany tamin’ity herinandro ity. Nasiam-panavaozana ny AUGURE ary efa nampahafantarina ampahibemaso izany ny 10 desambra 2020. Efa nanomboka nampiasa io teknolojia io ireo departemanta eo anivon’ny minisitera isan-tsokajiny, ary miroso amin’ny fanapariahana azy isam-paritra ankehitriny ny Minisitera misahana ny vola sy ny minisitera misahana ny asam-panjakana. Araka izany, nomena fiofanana mahakasika ny fitantanan-draharaham-panjakana sy fitantanana ara-bola ny mpiasam-panjakana izay hita ao anatin’ny AUGURE 2 ireo tompon’andraikitra eny anivon’ny vondom-paritra hitsinjaram-pahefana na STD. Nohampahafantarina azy ireo ihany koa ireo tondrozotra anatin ny SCHEMA DIRECTEUR INFORMATIQUE na SDI. Izy io no mamaritra ny lasitra rehetra izay mameno io rindrakajy lehibe io ka ahafahana mitondra mankany amin ny fitantanana tsinjo lavitra ny mpiasam-panjakana. Ny tanjona dia hampitoviana ny fahaiza-manaon’ireo Tomponandraikitra eny anivon’ny faritra sy ny ety amin’ny Foibe. Tafiditra indrindra ihany koa ao anatin ny fampiroboroboana ny « e-gouvernance » amin’ny alalan’ny fampidirana anaty tontolo ara-kajy mirindra ny fitantanana ny raharahampanjakana, izao asa tanterahina izao. Nisitraka ny tantsoroka avy amin ny vondrona eoropeanina ny ministera roa tonta ao anatin’ny fanatanterahana ireo fehinkevitra ireo, ary miara-miasa amin’ny manam-pahaizana manokana momba ny fitantanana informatika ny mpiasa na ny Système intégré des ressources humaines na SIRH. Rehefa voarafitra avokoa ireo rindrambaiko samihafa amin ny fikirakirana an-drindra kajy ny mpiasam-panjakana dia hivoatra ho Rindra kajy lehibe hitantanana ny mpiasam-panjakana na ny SIGRHE ny AUGURE amin’ny taona 2023. Aorian’ny faritra Itasy, dia hisitraka izany fanapariahana isam-paritra izany ireo faritra rehetra manomboka ny 28 jona ka hatramin ny 24 jolay 2020. |